• Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Fiarahamonim-pirenena sy ny mpanao gazety Tsy hanaiky fanagejana fa hihetsika

Mitovy ny tolona hatrehin’ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena sy ny mpanao gazety ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Hohalalahina ny lalan’ny mpandeha an-tongotra

Nosantarina teny Antaninandro, Ambondrona ary Faravohitra ny asa fametrahana takelaby (Panneaux de signalisation) sy “Plots” ataon’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Tsy fandriampahelamana any Betroka Nihena hatramin’ny 98%, hoy ny depiote Nicolas

Tapitra ny Ramadany na ny iray volan’ny fifehezana ho an’ny mpino Silamo ka nivoaka tamin’ny fahanginany amin’izay ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany amin’ny distrikan’i Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Gepimm sy ny Mpanao gazety Manameloka tanteraka ny amboletran’ny fitondrana

Tsy mbola afaka misioka fa tsy tafavoaka ny ala ny fitondram-panjakana momba ilay fehezan-dalàna mifehy ny fifandrasaina na dia efa lany teny amin’ny antenimieram-pirenena aza izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.Reporters sans frontières sy ny UPF Manameloka ny fandaniana ny lalàna momba ny fifandraisana

Manomboka mirarakompana ny fanakianana sy fanamelohana ny nandanian’ny antenimieram-pirenena ilay lalàna momba ny fifandraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.SECES « Mandrora mitsilany ny fitondram-panjakana”

Namoaka fanambarana ihany koa omaly hariva ny sendikan’ny Mpampianatra-mpikaroka sy Mpikaroka-mpampianatra na SECES momba ilay fandaniana ny lalàna mifehy ny serasera ka nitaky

Hamaky ny tohiny
FTT