- Alatsinainy 11 Jolay 2016
Actualités.Freddie Mahazoasy Miantsy ady amin’ny mpanao gazety
Feo tonga avy any amin’ny seranam-piaramanidin’i Arrachart ao Antsiranana no loharano nahazoana ny vaovao fa teo
Hamaky ny tohinyFeo tonga avy any amin’ny seranam-piaramanidin’i Arrachart ao Antsiranana no loharano nahazoana ny vaovao fa teo
Hamaky ny tohinySamy naneho fahavononana hifanome tanana ho amin’ny tombontsoan’ny mponin’Antananarivo ny roa tonta nandritra ny fihaonana narahina dinik’asa tany Paris, tamin’ny fandalovan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny ady tany etsy amin’ny Pochard izay tsy mbola hifandroritana tanteraka ankehitriny dia nipongatra indray ny eny Ankadikely Ilafy,
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly alahady folakandro tokony ho tamin'ny 2 ora ihany ny voka-panadinana CEPE ho an'ny fari-piadidiam-pampianaran'Antananarivo Renivohitra na dia fantatra aza fa hihemotra roa na telo andro taorian'ny mahazatra izany.
Hamaky ny tohinyVoasambotry ny fokonolona tao Imerintsiatosika ny zoma 8 jolay 2016 lasa teo ny vehivavy iray voalaza fa mpamosavy.
Hamaky ny tohinyAtaon`ny anay ….ha ha ha ! Tehaka aloha ry Jean a ! Dia nanora-tena ho dokotera mpanasitrana indray ise an !
Hamaky ny tohiny