- Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Kaominina Andranonahoatra Zazalahy kely am-polony no noforaina maimaimpoana
Zazalahy kely am-polony maro no noforaina maimaimpoana tao amin’ny kaominina Andranonahoatra, distrikan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyZazalahy kely am-polony maro no noforaina maimaimpoana tao amin’ny kaominina Andranonahoatra, distrikan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyHanao diabe mangina, miainga avy eny Ankorondrano miazo an’i Soarano, manoloana ny tsangambaton’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety,
Hamaky ny tohinyTsy hay na mody tsy mahita na tena tsy mahita ny fahasahiranam-bahoaka ny mpitondra ankehitriny. Hisondrotra 500 Ar ny saran-dàlana, hiakatra 9% hatramin’ny 15% ny vidin-jiro, efa mahatratra hatrany amin’ny 35 000 Ar ny vidin’ny harina fandrehitra.
Hamaky ny tohiny47,3% , io no taha ofisialin’ireo zaza tsy ampy sakafo eto Madagasikara hatramin’ny taona 2012.
Hamaky ny tohinyAraka ny navoakan’ny RSF na ny Repoters sans frontiers farany dia laharana faha-56 maneran-tany no misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fahafahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ny firenena 180 voalahatra tamin’ity taona 2016 ity.
Hamaky ny tohinyMitana ny laharana voalohany eo amin’ny fananganana orinasa eto Madagasikara ireo mpandraharaha Sinoa, hoy ny antontanisan’ny «Economic Development Board of Madagascar».
Hamaky ny tohiny