• Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Lalana Tsarasaotra-Ivato Giazan’ny fokonolona ny ranontany hanamboarana azy

Niveri-maina ireo fiarabe mpaka ranontany tonga tao Ambohidava, Kaominina Imerimandroso ny alatsinainy 11 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Maitre Avoko « Miandrasa 2018 fa aza manakorontana »

Miantso ny vahoaka ho tony ny Maitre Avoko manoloana ny toe-draharaha isan-karazany nitranga tato ho ato izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Lozam-piarakodia tany Mahabo Naratra mafy ilay mpanolotsaina manokan’ny filoha

Naratra mafy tamin’ny lozam-pifamoivoizana nitranga ny alin’ny alatsinainy 11 jolay teo ny mpanolotsaina manokan’ny filohan’ny Repoblika, Randriarimanana Harison Edmond.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.TAPANY LEADER FANILO

Notorian’ny filohan’ny birao nasionaly mpandrindra ny antoko Leader Fanilo Rakotomamonjy Jean Max ny mpikambana ao amin’ny antoko,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Mpiadina BEPC 51 taona no zokiny eto Antananarivo Renivohitra

Hotontosaina ny alatsinainy 18 jolay ho avy izao, haharitra hefarana ny fanadinam-panjakana BEPC taom-pianarana 2015-2016 manerana ny faritra 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Actualités.Mampikony faritra Sofia Mamokatra voamaina 25.000 taonina isan-taona

Anisan’ny distrika tena mpamokatra voamaina betsaka indrindra i Mampikony sy Port Bergé any amin’ny Faritra Sofia.

Hamaky ny tohiny
FTT