• Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Jeneraly Rabotoarison Sylvain Mihozongozona ny toerany ao amin’ny FFM

Mihazakazaka ny toe-draharaha eo anivon’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (FFM) taorian’ny nivoahany ho fanta-bahoaka ny trosa be miavosa baben’ity andrim-panjakana nomena andraikitra handamina ny fampihavanam-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Antenimierandoholona Haingana amin’ny fandefasana fiaraha-miory

Nofaranana ofisialy ny sabotsy lasa teo ny fivoriana tsy ara-potoana naharitra 12 andro teny anivon'ny Antenimierandoholona. Nitarika ny fotoana ny Filohany, Rakotomanana Honoré.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Fikononkononana fanakorontanana Raikitra ny fizaram-bola eny amin’ny 67Ha

Misy mikononkonona asa fanakorontanana eto Antananarivo amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Hong Kong Miantso vonjy ireo Malagasy nalefa hiasa any

Velon-taraina ireo Malagasy alefan’ireo orinasa mpandefa mpiasa hiasa any ivelany, manoloana ny fanararaotana sy fanambakana miendrika fanandevozana mihatra amin’izy ireo. Ireo mpiasa vehivavy no tena lasibatra sy mahatsiaro mijaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Fitampoha Doany Miarinarivo-Mahajanga Ahiana hisavorovoro

Tsy mbola fantatra mazava ny Ampanjaka hitarika ny Fitampoha efa-dahy manankasina eny amin’ny Doany Miarinarivo Mahajanga anio alatsinainy fotoana hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny fanomezana hasina ireo Mpanjaka efa-dahy avy ao Boeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.TAPANY LEADER FANILO

Nahazo rariny teo anivon’ny Fitsarana Rakotomamonjy Jean Max raha nitory an’i Mahosindrahaja na Babala tsy hampiasa ny sary famantaran’ny antoko sy hanafoana ny Filankevitra nasionaly

Hamaky ny tohiny
FTT