- Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Afa-baraka
Fa inona ity ataonareo ity ry Jean a ? Tena tapa-tsinay ny hehy anie radadatoa mijery vaovao hariva tamin’ny televiziona, dia mahita fa “stand-by” ilay Soamahatamana e
Hamaky ny tohinyFa inona ity ataonareo ity ry Jean a ? Tena tapa-tsinay ny hehy anie radadatoa mijery vaovao hariva tamin’ny televiziona, dia mahita fa “stand-by” ilay Soamahatamana e
Hamaky ny tohinyHisy amin’ity anio ity ny dinidinika ambany tafontrano tarihan’ny prefe ao Soamahamanina mba hamitranam-pihavanana eo amin’ireo mponina any an-toerana nankasitraka sy ny nitsivalana tamin’ilay fitrandrahana volamena nokasain’ny Sinoa natao.
Hamaky ny tohinyHiainga vao maraina eto Antananarivo ka hihazo ny lalam-pirenena voalohany ho any Soamahamanina anio ny mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika miady ho amin’ny fanajana ny fahalalahana maneho hevitra.
Hamaky ny tohinySehatra efatra no hiarahan’ny Kaominina Antanananarivo-Renivohitra sy Moroni Renivohitr’i Comores miasa. Nivoitra izany omaly nandritra ny fitsidihan’ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanàna
Hamaky ny tohinyMiteraka adihevitra be sy fifandirana matetika ny fampiharana ny lalàna eto Madagasikara. Lasa tsy maintsy misy fifampiraharahana foana ikarohana ny marimaritra iraisana.
Hamaky ny tohinyHotanterahina eny amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny 22 sy 23 jolay ny Filankevitra nasionalin’ny Leader Fanilo hanavaozana ny mpikambana amin’ny birao nasionalin’ity antoko naorin’i Herizo Razafimahaleo ity, araka ny fanamafisan’ny mpandrindra nasionaly.
Hamaky ny tohiny