• Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Tanambe distrikan’Amparafaravola Hahazo Lisea vaovao mitentina 400 tapitrisa ariary

Hahazo trano lehibe iray vaovao ahitana efitra 12 aty ho atsy ny kaominin’i Tanambe ao amin’ny distrikan’Amparafaravola Faritra Alaotra Mangoro hatao trano sekoly vavaon’ny lisea any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Fitrandrahana ao Soamahamanina Manazava ireo milaza ho tompon-tany

Olona tsy misy hifandraisany amin’ny resaka tany any Soamahamanina mihitsy, hoy ireo tompon-tany nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly tany an-toerana, no mitaona vahoaka hikomy amin’ny andro fanatanterahan’ny mpianatra ny fanadinana BEPC.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra – Ampitatafika Hanangana Tsenambokatra iombonana hitsinjovana ny tantsaha

Hiara-kiasa ny Kaominina Ampitatafika eny Antananarivo Atsimondrano sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, hanangana Tsenambokatra iombonana na « Centrale d’Achat »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Ramena - Antsiranana II Mihetraketraka ny Sinoa

Mifanolana ny teratany Malagasy sy ny Sinoa samy mpandraharaha any Ramena-Toamasina II any, noho ny famotehan’ilay Sinoa ny fotodrafitrasa naorina teratany Malagasy iray, eo amin’ny “Baie de Sakalava”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.TAPANY LEADER FANILO

Hanomboka anio eny amin’ny Panorama Andrainarivo ary hitohy rahampitso 23 jolay, ny filankevitra nasionalin’ny Leader Fanilo, hanavaozana ny birao nasionaly hitondra ny antoko mandritra ny dimy taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2016
Actualités.Ady amin’ny fanaintainana Nitohy tao Mahajanga ny fanentanana

Ny tanànan’i Mahajanga, taorian'Antananarivo, no nandray ny hetsika fitetezam-paritra ataon'ny CLUD (Comité de la lutte contre douleur) fanentanana amin’ny ady atao amin’ny fanaintainana

Hamaky ny tohiny
FTT