Actualités

Ady amin’ny fanaintainana Nitohy tao Mahajanga ny fanentanana


  • Zoma 22 Jolay 2016

Ny tanŕnan’i Mahajanga, taorian'Antananarivo, no nandray ny hetsika fitetezam-paritra ataon'ny CLUD (Comité de la lutte contre douleur) fanentanana amin’ny ady atao amin’ny fanaintainana

 

. Natomboka teo anoloan’ny Lapan'ny tanànan’i Mahajanga ny hetsika ny alarobia 20 jolay ary hifarana anio. Nisy fitetezana fokontany tao an-tampon-tanànan'i Mahajanga ny tontolo andron’ny alakamisy ary hitohy anio zoma. Fanentanana amin’ny alalan'ireo fihetsika mampihomehy sy ny fanampiana amin’ny alalan'ny torohay ho an'ireo izay efa ianjadian'ity fanaintainana ity, indrindra ny fomba fisorohana mialoha ny fotoana tsy hitrangan'izany no tanjon'ny hetsika. Aorian'i Mahajanga dia hihazo ny tapany avaratry ny Nosy indray ny CLUD ary hofaranana any Toamasina ity ady amin’ny fanaintaninana ity eto Madagasikara amin'ity taona ity.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT