• Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.ACMIL Antsirabe Namoaka manamboninahitra 136

Namoaka manamboninahitra 136 indray ny Akademia Miaramila Antsirabe, omaly zoma. Manamboninahitra lefitra avy amin’ny andiany 3 samihafa ireto no navoaka ka ny 63 dia ny andiany mivantana faha 37 nisalotra ny anarana “AVO” izay 6 tamin’izy ireo no vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.Fandraisana mpiasan’ny “Douanes” Fanadinana nisavoritaka

Maro ny fanadinam-panjakana teto amin’ny tany sy ny firenena fa tsy mbola nisy toy ity. Savoritaka ambony ambany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.Toliara Zana-tsokatra 643 tratra, efa-dahy voasambotra

Nikoropaka vao maraina ny tany Toliara omaly raha nandre fa misy fiara 4x4 miloko manga antitra nitondra sokatra an-jatony maro niala vao mangirandratsy tamin’ny 1ora maraina tao Soamagnitse.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.Aretina mamany lava Hisy fandidiana maimaimpoana mandritra ny tapa-bolana

Ivontoerana roa eto amintsika ankehitriny dia ny hopitaly HJRA etsy Ampefiloha sy ny hopitalin’i Mahitsy eny Bejofo no afaka handray an-tanana ireo vehivavy voan’ny aretina mamany lava.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jolay 2016
Actualités.Jiolahy mpamaky trano teny Alasora Voasambotra teny Manarintsoa Isotry

Saron’ny mpitandro ny filaminana eny Ilanivato Anosipatrana ny alatsinainy 25 jolay lasa teo teny Manarintsoa Isotry ny lehilahy iray mpivarotra entana halatra antsoina hoe : Vazaha.

Hamaky ny tohiny
FTT