• Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Fanadinam-panjakana tany Mahajanga Niakatra ny isan’ny mpanala bakalorea, nidina ny afaka BEPC

Nisy fiakarany 11,36% ny taha-paharisihan’ny nanala fanadinana bakalorea ao Mahajanga tamin’ity taom-pianarana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Vahoaka Malagasy Tsy mahatoky ny fitondrana intsony

Mitaraina amin’ny fahantrana lalim-paka ihany koa ny mponina any amin’ny faritra fa tsy ny eto an-drenivohitr’i Madagasikara irery.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Bakalôrea 2016 Vaviantitra 73 taona no zokiny indrindra amin’ireo mpiadina

Tsy voafetran’ny taona ny fianarana, saingy mampametra-panontaniana ny maro ihany ny nampirisika an’ity ramatoabe efa 73 taona ity mbola hanala fanadinana bakalôrea, ankoatra ny hoe fampirisihina ny taranany hitozo amin’ny fianarana, fa io no lova tsara indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.BEPC eran`i Madagasikara Ratsy ny vokatra tamin`ny faritra maro

Saika efa nivaly ny faramparan’ny herinandro iny avokoa ny voka-panadinana BEPC eran`i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Ataovy mazava tsara fotsiny e !

Tsy mety mazava amin’ny mpanjifa hatreto ny fiakaran’ny vidin-jiro sy rano kanefa mbola misy ihany ny delestazy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Actualités.Grand Maitre Pierre be Mistery tanteraka ny aminy, 31 taona aty aoriana

1 aogositra 1985- 1 aogositra 2016, 31 taona katroka lasa izay no nanafihan’ny tafi-panjakana tamin’ny basy aman-tafondro ny tobin’ny kung-fu tarihin’i Grand Maître Rakotoarijaona Pierre Mizael na Pierre Be araka ny nahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
FTT