Actualités

Fanadinam-panjakana tany Mahajanga Niakatra ny isan’ny mpanala bakalorea, nidina ny afaka BEPC


  • Talata 02 Aogositra 2016

Nisy fiakarany 11,36% ny taha-paharisihan’ny nanala fanadinana bakalorea ao Mahajanga tamin’ity taom-pianarana ity.

 Nahatratra 20473 no isan’ireo kandidà voasoratra anarana ka ny 19 838 amin’ireo dia nisafidy ny hanaraka fiofanana ankapobeny avokoa ary teknika ny ambiny. Etsy an-kilan’izay anefa dia nahitana fidinana 4% kosa ny taham-pahafahana BEPC. Raha toa ka 48% izany tamin’ny taon-dasa dia nidina lasa 44,94%. Ny 30 jolay teo moa no nivoahan’ny voka-panadinana tany an-toerana ary dia miandrandra fiakaran’ny taham-pahafahana kosa, araka izany, ho an’ny fanadinana bakalorea ny CISCO ao an-toerana amin’ity taona ity. 

Mirija   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT