• Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Fitrandrahana harena ankibon’ny tany “Aoka tsy hifanambaka”, hoy ny TAFO MIHAAVO

Tsy maintsy hidiranay ao amin’ny tambajotran’ny fokonolona mitantana ny harena voajanahary eto Madagasikara na ny Tafo Mihaavo ny resaka fitrandrahan’ny sinoa ny harem-pirenentsika ao Soamahamanina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Mpiadina Bac nisarom-boaly Saika tsy tafiditra izy telovavy

Voasakana ka saika tsy tafiditra ny toeram-panadinana Lycée Paul ny mpiadina bakalorea telovavy tao Morondara renivohitr’i Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Trafikana sokatra 643 Mpitsara no voatonontonona ho atidoha

Nalefa any Ambovombe ilay raharaha tafika sokatra miisa 643 nentina tamin’ny fiara 4x4 Nissan Patrol ka tratra nandritra ny fisavana nataon’ny zandary teo amin’ny sakana ao Andranovory – Toliara II, amin’ny lalam-pirenena faha-7 ny zoma 29 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Mpivaro-toaka, taksi ary taksibrosy tsy ara-dalàna Noraofina ny entany, 23 no nahiboka eny Anosipatrana

Tsy nijanona teo amin’ny fampitandremana intsony fa nidina nanala ireo mpivaro-toaka an-kalamanjana tsy ara-dalàna sy nisava ireo fiara mpitatitra toy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Hametraka amin’ny toerany ny baolina kitra

Hametraka amin’ny toerany ny lalao baolina kitra ao amin’ny faritra misy azy amin’izay ny kaominina Andoharanofotsy, tarihin’ny Ben’ny tanàna Ranirison Hasina. Anisan’ny lalao ara-panatanjahantena tena mahaliana ny tanora tokoa ny baolina kitra ho an’ity kaominina ity,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Actualités.YLTP Andiany faha-12 Hitsidika ny nosy Maorisy

Tsy mionona amin’ny fiofanana fotsiny fa mitohy hatrany ny ezaka ataon’ireo tanora 24 mianadahy avy amin’ny faritra 22 isa manaraka fiofanana ao amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT