Actualités

Mpiadina Bac nisarom-boaly Saika tsy tafiditra izy telovavy


  • Talata 02 Aogositra 2016

Voasakana ka saika tsy tafiditra ny toeram-panadinana Lycée Paul ny mpiadina bakalorea telovavy tao Morondara renivohitr’i Menabe.

 

Nisarona voaly ny lohan’izy ireto, fitafy mahazatra ny vehivavy miziolimana. Sary tsy misarona voaly anefa no ao amin’ny kara-panondro sy karatra maha mpianatra azy ireo, ka teo no nampisalasala ny tompon’andraikitra. Niravona ihany anefa ny raharaha rehefa nisy fifanazavana fa antony ara-pinoana no anaovan’izy ireo voaly fa tsy zavatra hafa akory. Tsy nisy fiantraikany tamin’ny fanombohan’ny fanadinana io tranga io, izy telo vavy koa afaka niatrika fanadinana soa amantsara.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT