• Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.Bakalôrea - Lycée Zafy Albert Antsiranana Hadino tany amin’ny zandary ny laza adina matematika C – D

Voasembantsembana ny andro faharoan’ny fanadinana bakalôrea tao Antsiranana omaly. Hadino, tsara ambina, tany amin’ny biraon’ny zandary ny laza adina matematika ho an’ny sokajy C sy sokajy D.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.Halatra sokatra ao Ankarafantsika Olona ambony no mpaniraka

Ny alatsinainy tokony ho tamin’ny 3 ora maraina teo dia nahatsikaritra ireo mpiambina ny faritra arovana ao Ankarafantsika fa misy lehilahy iray hikasa hiditra teny amin’ny toerana nisy ireo sokatra angonoky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.Kianjavato Mananjary Maty nisy namono ny filohan’ny mpanolotsaina monisipaly

Tsy nisy nipika ny entana rehetra tao an-trano nefa renim-pianakaviana iray filohan’ny mpanolotsain’ny kaominina any Kianjavato,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.Kitoatoa nandritra ny bakalorea Sanatria hotazanim-potsiny indray ve ?

Asa izay ho fanapahan-kevitra anio alarobia ao anatin’ny filankevitry ny minisitra. Raha ny lôjika aloha dia maromaro ihany ny tompon’andraikitra ao amin’ny fampianarana no tokony hosoloina na esorina amin’ny toerany noho ilay tandrevaka tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.BEHORIRIKA

Nidedaka ny afo halina teny Behoririka. Nirehitra ireo kidoro “éponge” amidy eo ampitan’ny tranombarotra CITIC. Efa niitatra tany amin’ny EPP Behoririka ny afo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.BNI Madagascar Mandray ny mpindram-bola rehetra

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny banky BNI Madagascar ho fanampiana ny mpiara-belona.

Hamaky ny tohiny
FTT