Actualités

BEHORIRIKA


  • Alarobia 03 Aogositra 2016

Nidedaka ny afo halina teny Behoririka. Nirehitra ireo kidoro “éponge” amidy eo ampitan’ny tranombarotra CITIC. Efa niitatra tany amin’ny EPP Behoririka ny afo

. Nampikoropaka ny manodidina ity tranga ity satria misy tobin-dasantsy tsy lavitra eo. Tonga ara-potoana anefa ny mpamonjy voina ka voafehy ny afo. Tsy nisy ny naratra na ny maty fa fiara iray kosa no may kila ankoatra ny kidoro maromaro tsy nisy noraisina intsony.

RANO TAPAKA

Raha tsy mbola voavaha ny olan’ny fahatapahan-jiro dia mitranga indray ny fahatapahan’ny rano amin’ny faritra maro eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina. 2 ka hatramin’ny 5 ora isan’andro ny fahatapahan-drano amin’ny ankapobeny. Misy faritra sasany aza mitaraina fa dia maharitra adiny 10 be izao io fahatapahana io.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT