• Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Anandra Norbert Hofaizina ireo polisy mihoa-pefy

“ Izay polisy rehetra manao ny tsy mety dia tsy maintsy iharan’ny lalàna avokoa, satria tany tan-dalàna isika “,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY SAMBAVA

Tovovavy iray, 18 taona, mpiadina bakalôrea “série A1” sokajy ankapobeny, no nihetsi-jaza ny alin’ny alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Varotra ankalamanjana Hentitra ny Fiadidiana ny tanàna

Nandray fepetra ny Fiadidiana ny tanàna fa “miantona mandritra ny fotoana tsy voafetra ny famoahana fanomezan-dalana hivarotra ankalamanjana” manerana an’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Fitrandrahana vato any Ambatondrazaka Zaza 4 taona nalaina hatao sorona

Ankizy vavy kely tokony 4 taona mipetraka ao amin'ny zanabohitra Tanamandroso, fokontany Avaradrova avaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Mpampivelona eto Madagasikara Olana ny tsy fahampian’ny fitaovana

Mbola olan’ireo mpampivelona eto amintsika amin’izao ny tsy fahampian’ny fitaovana, indrindra fa ireo hopitaly any ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Laza adina Alemana tsy nisy lahatsoratra Niala bala Ramatoa minisitra

Naneho ny heviny mikasika ny tsy fisian’ny lahatsoratra tamin’ny laza adina taranja Alemana nandritra ny fanadinana Bakalôrea ankapobeny farany teo ny minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony Rasoazananera Monique omaly raha efa ela no niandrasan’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
FTT