• Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Ankadivato Nihena hatramin’ny 90% ny asan-jiolahy

Nanova zavatra teny amin’ny fokontany Ankadivato Ampandrana Andrefana Antaninandro Sainte Marie,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Radio Bongolava Feno 20 taona, hiampy televiziona ihany koa

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny Radio Bongolava, vata fandrenesam-peo anisan’ny voalohany indrindra tao Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Actualités.Andranovory Toliara Mompera naratra notifirin’ny mpangalatra lakolosy

Notafihin’ny andian-jiolahy mitam-basy ny Fiangonana katolika ao Andranovory-Toliara ny alin’ny sabotsy 6 aogositra tamin’ny 10 ora alina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Actualités.Andriamanjakarivo Saïd Hosamborina fa nanandratena ho Mpanjaka

Nanome baiko ireo mpitondra Fanjakana any SAVA ny Mpanjaka ISA Tsimiharo III any Ambilobe mba hisambotra ny Mpanjaka Andriamanjakarivo Saïd ao Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Actualités.Mpanao gazety Malagasy Vao mainka hijaly

Efa mananosarotra amin’izao fotoana ho an’ny mpanao gazety Malagasy ny mikaroka sy mahita vaovao marim-pototra. Efa vitsy mantsy ny olom-pirenena tena sahy manome izany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Actualités.Ratsietison Jean Jacques Manao kabary an-tany efitra

Nahavory sady nahaliana olona tokoa ny famelabelaran-kevitra nataon’ny FMI Malagasy notarihan’ny filohany, Ratsietison Jean Jacques teny Faravohitra ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT