Actualités

Andriamanjakarivo Saďd Hosamborina fa nanandratena ho Mpanjaka


  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016

Nanome baiko ireo mpitondra Fanjakana any SAVA ny Mpanjaka ISA Tsimiharo III any Ambilobe mba hisambotra ny Mpanjaka Andriamanjakarivo Saďd ao Sambava.

 

 Fantatra io tamin’ny tenimita nalefany tamin’ny Lehiben’ny Faritra ary ny Prefen’i Sambava. Raha ny votoatiny dia nanandratena ho Mpanjaka Andriamanjakarivo Saïd. Noho io, dia nivaky roa ankehitriny ireo mpandala fomban-drazana any amin’iny tapany avaratry ny Nosy iny. Nandray fanapahan-kevitra mantsy Andriamanjakarivo Said tamin’ny valandresaka nataony tamin’ny mpanao gazety tao Sambava fa tsy hitondra ny vahoakany ho any Ambilobe amin’ny 11-13 Aogositra 2016, izay hanaovana ny soka-baravavarana fa hanao ny azy manokana ihany koa.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT