• Alarobia 10 Aogositra 2016
Actualités.Andro maneran-tany ho an’ny fanabeazana Mampianatra informatika ny tanora ny Airtel

Tsy namela ny andro maneran-tany ho an’ny fanabeazana izay nankalazaina ny Alahady 07 Aogositra lasa teo ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2016
Actualités.THB Tour any Mahajanga 100 tapitrisa Ar mahery ny tetibola

Anisan’ny olana goavana iray tsy mampitombina ny sain’ny maro tato ho ato ny famonjena ireny karazana fety aman-danonana ireny taorian’ilay tranga namoizana ain’olona tsy manan-tsiny telo tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Fanaraha-mason’ny minisiteran’ny varotra Tsy nampiova ny vidin’entana

Tsy nisy fiantraikany amin’ny fiainana andavanandro ny fepetra noraisin’ny minisiteran’ny varotra amin’ny fanaraha-maso sy fisavana ireo mpivarotra mpamongady. Amin’ny ankapobeny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hiezaka handoa ireo trosa 40 miliara Ar hatramin’izay

Nanitsy ny fitantanana antanantohatra sy ny tetibola ny kaominina Antananarivo Renivohitra na «organigramme».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Fitandroana ny fandriampahalemana Vonona i Etazonia hiara-kiasa amin’i Madagasikara

“Ny fampiroboroboana ny zon'olombelona dia ivon’ny iraka tanterahiko eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Actualités.Basy tsy nahazoana alalana Lehilahy iray voasambotra teny Ankadikely-Ilafy

Lehilahy iray no tra-tehaky ny zandarimariam-pirenena avy ao amin’ny tobim-paritra Ankadikely Ilafy ny alin’ny alarobia 3 Aogositra nitondra basy poleta iray vita tanana miaraka amin’ny « chargeur »

Hamaky ny tohiny
FTT