• Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.TAFO MIHAAVO nasionaly Mahantra ambonin’ny harena isika

0,04% amin’ny velaran-tanin’izao tontolo izao, hoy ny filohan’ny Tambajotran’ny fokonolona mitantana ny harena voajanahary eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.Mpanao vakansy any Toamasina Tsy hita popoka ilay tovolahy natelin’ny ranomasina

Ny alahady tolakandro teo mba nanararaotra ny fahamainan’ny andro taorian’ny orana ny tontolon’ny alahady maraina, ity tovolahy 29 taona mpiala sasatra avy ao Antananarivo ity sy ireo namany izay mbola mpiala sasatra ihany koa. Nisafidy ny tao Ampanalana izy ireo nilomanosana an-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY KELY ALI KAME

Tsy afaka nihazakazaka tamin’ny fifaninanana 110 m misy fefy tany amin’ny lalao olimpika any Rio ilay atleta Malagasy Ali Kamé, izy izay efa nandrombaka ny medaly alimo taty

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.Fanalana ireo 4’mis eto an-drenivohitra Voatora-bato ireo mpiasan’ny kaominina

Velon-taraina ny amin’ny fihetsika asehon’ireo 4’mis eto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra misahana izany. Raha ny fanazavan’Andrianarivelo Ravo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.ENS Ampefiloha Vita hatreo ny amin’ny CAPEN

Hiditra tanteraka amin’ny fampiharana ny rafitra LMD amin’izay ny sekoly ambony Ecole Normale Supérieur manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Malagasy Nanao famelabelaran-kevitra teny Ankatso

Voaasa fanindroany teny amin’ny anjerimanontolo nanazava ny raharaham-pirenena misy ankehitriny sy ny resaka fandalàna ny demokrasia ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT