• Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.Fiaraha-mientan’ny Kristianina tsara sitrapo Hitrotro am-bavaka ny AFP

Anisan’ny nahatonga solontena nandray anjara tamin’ny tohin’ilay Dinika ho fanavotam-pirenena izay natao tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo, omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.Pasitera Randriamisata Roger “Mila olona tena tia tanindrazana ny firenentsika”

Nangina tsy re fotoana elaela ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF). Mafampana anefa ny toe-draharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY BELO TSIRIBIHINA

Hotanterahina anio ao Ampasy ny fampandroana ny sisan-taolambalon’ireo Mpanjaka folo lahy nifehy ny faritra Menabe. Fanao isaky ny folo taona izy ity, ary lanonana tafiditra amin’ny fankalazana ny FITAMPOHA, izay hifarana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.Andrin-jiro eny Ampitatafika Vita ny asa fanamboarana, ny fampandehanana azy sisa

Vita soa aman-tsara ny asa fanamboarana ireo andrin-jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, fanomezana avy amin’ny masoivohon’i Chine miasa sy monina eto amintsika ho an’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2016
Actualités.Famonoana ny filoha lefitry ny toby akamasoa Zaza notezainy sy anadahiny no nahavanon-doza

Olona telo hatramin’ny omaly no efa voasambotra taorian’ny famonoana ny filoha lefitry ny toby Akamasoa eny Andralanitra, naorin’ny mompera Pedro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2016
Actualités.Mpampianatra sy ny fitondrana Toy ny fanoto sy laona

Manambana ny hitokona indray ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra na ny Sempama amin’ny 26 septambra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT