• Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.Minisitra Rodolphe Ramanantsoa Ny fihinanana “huitre” no nahafaty azy ?

Ny sabotsy antoandro tokony ho tamin’ny 12 ora sasany no namoy ny ainy tany Mahajanga ny minisitry ny angovo Rodolphe Ramanantsoa, minisitry ny angovo sy ny akoran’afo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.Mpampianatra FRAM Hidina an-dalambe indray ?

Azo heverina ho nandamoka ny hetsika fidinana an-dalambe notarihan’ny AFP tamin’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Malagasy Hiatrika fitsarana anio

Vita ny faran’ny herinandro teo ny fakana am-bavany mikasika ireo karazana raharaha nitoriana ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.Boky ho an’ny mpianatra 20.000 Ar isaky ny ankizy raha kely indrindra

V Boky ho an’ny mpianatra 20.000 Ar isaky ny ankizy raha kely indrindra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.GBPE Mankalaza ny faha-40 taonany

Fikambanana tsy miankina amina fiangonana na antokom-pivavahana ny GBPE ( Groupe Biblique des Professionnels Engagés) fa laika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2016
Actualités.Fikirakirana ny teknolojia Hanampy ny vehivavy ny Women in Tech

Hanampy ireo vehivavy eto amintsika amin’ny fikirakirana ny teknolojia ny fikambanana Women in Tech Madagascar.

Hamaky ny tohiny
FTT