- Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.Fiahiana ny fahasalamam-bahoaka Mamono bibikely sy moka ny Kaominina
Niroso tamin'ny asa fanondrahana fanafody iadiana amin'ny moka sy ny bibikely ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tao amin’ny Boriborintany faha-4 no nisantarana izany, notarihin'ny Delege Ratsisetraina David Aimé.
Hamaky ny tohiny