• Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.Eklipsa 1 septambra 2016 Hihidy aman-trano ny tambanivohitra

Andro sisa isaina dia higadona ny datin’ny 1 septambra 2016 fotoana voatondro, hitrangan'ny fifanandrifian’ny tany sy ny volana ka mahatakona ny masoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.Fehezan-dalànan’ny serasera Mitohy ny don-tandroka

Tantara tsy vita ny fifandroritana eo amin’ny mpitondra sy ny mpanao gazety manoloana ilay Fehezan-dalàna mifehy ny serasera vao nankatoavin’ny Fitsarana avo momba lalàmpanorenana teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.HAFARI Malagasy Mahatsiaro ho kamboty ny mpikambana

Naneho ny heviny ireo mpikambana HAFARI Malagasy omaly taorian’ny nampidirana am-ponja vonjimaika ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina ny alatsinainy 22 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.Mpanao gazety Malagasy Misy mampisara-bazana

Namory mpanao gazety tetsy Ambatonakanga ny solontenan’ny Holafitry ny mpanao gazety izay notarihin’ny filoha lefitra eto Antananarivo sy ny mpanolotsainy ary ny filoha lefitra avy ao Antsiranana, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY ANTSOHIHY

Nanomboka omaly ao Antsohihy ny Festival Lampogno. Kolontsaina fanaovana asa any ambanivohitra iarahan'ny daholobe ka ampisehoana ny firaisankina moa ny Lampogno. Hitohy hatramin’ny alahady ny hetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2016
Actualités.Fiakaran’ny sarandalana Tsy mbola ho alohan’ny fidiran’ny mpianatra

Tsy mbola amin’ny fidiran’ny mpianatra izao aloha raha hisy ny fiakaran’ny sarandalan’ny taksibe eto an-drenivohitra ho 700Ar. Fantatra izany tamin’ny fanazavana nomen’ny filohan’ny vondrona kaoperativa UCTU Andriantsolomora Bernardin na dia amin’ity 26 aogositra ity aza no fe-potoana nofaritan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT