• Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Afa-nenina ny rehetra Izay vao ho gidragidra

Na ny mpikambana eo anivon’ny Holafitra ny mpanao gazety (OJM) na ireo mpanao gazety mpanoratra sy mpandinika ara-politika (Achropol) na ny ankabeazan’ireo mpitantana haino aman-jery dia tsy mankasitraka ny fanapahan-kevitry ny Filoha amin’ny hampanankery ny lalàna mifehy ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.TAPANY AMBANJA

Nijanona tsy nety nanohy fanofanana ny mpanofana sy mpiofana ENF (Enseignants Non Fonctionnaires) tao Ambanja nanomboka omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Mahafaly Olivier Mandamin-tsaina

Nitondra ny hafatra avy amin’ny Filoham-pirenena ny Lehiben’ny Governemanta, Mahafaly Olivier raha tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-16 amin’ny lalao

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Serasera Mora mahay teny sinoa ny Malagasy

Mpianatra mpikaroka momba ny teny sy ny kolontsaina sinoa miisa 55 mianadahy no navoakan’ny Institut Conficius etsy amin’ny oniversiten’Antananarivo, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Fampianarana ampitain-davitra Nihena ny hosoka

Tontosa ny herinandro teo ny fanadinana fihodinana voalohany notanterahin’ireo mpianatry ny CNTMAD manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Aogositra 2016
Actualités.Oxygeniuz Africa Hikarakara fifaninanana maka sary

Hikarakara fifaninanana maka sary entina hanehoana an-tsary sy an-kevitra ny olana sosialy iainan’ny mponina eto an-drenivohitra ny Oxygeniuz Africa,

Hamaky ny tohiny
FTT