• Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Fanomanana ny fidiran’ny mpianatra Mandany 1.600.000 Ar eo ny sekoly iray

Tapa-bolana eo ho eo sisa raha betsaka dia hanomboka ny taom-pianarana vaovao 2016-2017. Efa miomana fatratra amin’izany ny sekoly tsirairay avy, indrindra fa ny sekoly tsy miankina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Tamboho Pochard Tsy mampitovy hevitra ireo mpivarotra

Narodana ny marainan’ny alahady teo ny tambohon’ny tsena Pochard etsy Soarano. Nanalana 60 sm ahafahana manamboatra lalana ho an’ny mpandeha an-tongotra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Actualités.Andron’ny eklipsa Hahery fitsoka ny rivotra

Ho ratsy ny andro manerana ny faritra maro hatramin’ny alakamisy ny 01 septambra hisian’ny eklipsa eto amintsika. Mahatratra 100% izany ho an’i Toamasina ka ho an’ireo te-hankafy ny fijerena eklipsa dia any amin’ny faritra avaratra andrefana no tsara mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Rojo Andrianasolo Mankahery ny Ben’ny tanànan’Antananarivo

Niverina nivahiny tamina fandaharana amin’ny haino aman-jery indray, io omaly io, rehefa elaela tsy heno, ilay mpandraharaha mpitantana ny ivontoeram-piofanana momba ny teknolojia E-Media,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Nadine Ramaroson Nangina ny dosieny

Feno dimy taona katroka omaly alahady 28 aogositra 2016, ny nitrangan’ny loza an-dranomasina nahafaty ny minisitry ny mponina tamin’ny tetezamita, Nadine Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Actualités.Minisitra Chabani Nourdine Ny tranony no takalon’ny sezany ?

Sady tsy ampy olona no sahirana tsy manan-trano hiasana ny Foibe iraisam-paritry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina ho an’Anôsy sy Androy, eo ambany fitantanan’ny minisitra Chabani Nourdine.

Hamaky ny tohiny
FTT