- Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Fanisam-bahoaka Sakana ireo krizy nifandimby
Ny taona 1993 no nisy fanisam-bahoaka farany teto Madagasikara. Nisaina tamin’izany ireo mponina sy ny toeram-ponenany.
Hamaky ny tohinyNy taona 1993 no nisy fanisam-bahoaka farany teto Madagasikara. Nisaina tamin’izany ireo mponina sy ny toeram-ponenany.
Hamaky ny tohinyTontolo roa miavaka mihitsy ny vahoaka Malagasy sy ny politika. Mihevitra ny tsy manana anjara andraikitra amin’ny fanatsarana ny fiarahamonina eto Madagasikara mantsy ny 1/3-n’ny olom-pirenena,
Hamaky ny tohinyHerinandro latsaka kely izay no nisian’ny eklipsa teto amintsika saingy tsy nitondra na inona na inona ho an’ny firenena izany tamin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyNiteraka adihevitra be ny fidinan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, teny Andohatapenaka ny alatsinainy 5 septambra teo noho ny fifanolanana ara-tany ifanaovany amin’ny Fanjakana.
Hamaky ny tohinyNidiran’ny milisyan-keriny ny tobin’ny Polisy monisipalin’ny teny Anosipatrana ary.
Hamaky ny tohinyTafajoro ao Mahajanga ny hetsika Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana, taorian’ny nampahafantarana ampahibemaso teto Antananarivo ny fisiany ny zoma 2 septambra teo.
Hamaky ny tohiny