• Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Rodolphe Ramanantsoa Nisy ambadika ny fahafatesany ?

Mbola mitohy ny resaka mikasika ny fahafatesan’ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo, Rodolphe Ramanantsoa tany Mahajanga ny 20 aogositra 2016 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Mpandraharaha Afrikanina tatsimo Hanodina ho ranomboankazo ny mangan’i Mahajanga

Tonga nampahafantatra tamin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny fanirian’izy ireo hanangana orinasa hanodina ho ranomboankazo natoraly sy kaonfitira ny mangan’i Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Serge Zafimahova “Misy kolikoly ao amin’ny Jirama”

Mbola azo vahana tsara ny olan’ny delestazy eto raha ny fanehoan-kevitr’Atoa Serge Zafimahova.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Trafikana sokatra Lehilahy iray migadra roa taona an-tranomaizina

Lehilahy iray, mpamerinkeloka amin’ny trafika sokatra, no nomelohin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Ambovombe Androy higadra roa taona an-tranomaizina, ny alatsinainy teo, miampy onitra 4 500 000 Ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Tetikasa Sahala Hampianatra lalàna eny amin’ny Fokontany

Tontosa, ny talata teo, tetsy amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy na ny IKM etsy Antsahavola ny atrikasa fahatelo farany izay nokarakarain’ny tetikasa Sahala ary nandinihan’izy ireo ny lohahevitra hoe «

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Actualités.Fandriampahalemana Polisy 1 misahana Malagasy 2000

Polisy 1 ho an’olona 2000 ! Io no antontanisa iainana eto Madagasikara raha resaka fandriampahalemana, raha ny fanazavan’ny kaomisera Ranaivoson Alexandre Sylvain, tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT