• Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Sivy volana tsy misy Tale

Tamin’ny desambra 2015 no nanana Tale farany ny Televiziona Malagasy, taorian’ny nisaoran’ny fitondrana an’i Lantomalala Rasata ny 30 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.CNaPS Boeny Atrikasa fitsinjovana ireo ECD

Nampiofana ireo tompon’andraikitr’ireo orinasam-panjakana ao Mahajanga, ny CNaPS (Caisse Nationale de Prévoyance Sociale).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Sekoly ambony eto amintsika Mila manara-dalàna tanteraka, hoy ny Imgam

Tao anatin’ny famoahana andiana mpianatra nahavita fianarana tao aminy tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena omaly zoma no nanamarihan’ny mpiandraikitra ny sekoly ambony Imgam fa :

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Sekoly ambony ISFPS Handefa mpianatra hiasa any ivelany

Handefa mpianatra hiasa any ivelany ny sekoly ambony ISFPS ( Institut Supérieur de formation polyparamed et sciences sociales) izay manana ny foiben-toerany etsy 67 ha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2016
Actualités.Mpiraki-draharahan'ny fitsarana Ho raikitra indray ny grevy ?

Hanao fivoriambe ireo mpiraki-draharahan’ny fonja anio 9 septambra ka ao anatin’izany no handraisana fanapahan-kevitra amin’ny fitohizan’ny fitakian’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2016
Actualités.Guy Rivo Randrianarisoa Izay manana titra no tompon’ny tany

Hentitra ny fanambarana nataon’ny Kestora fahatelo eny anivon’ny Antenimieram-pirenena Malagasy, ny depiote Guy Rivo Randrianarisoa,

Hamaky ny tohiny
FTT