• Alatsinainy 12 Septambra 2016
Actualités.Ambatolampy RN 7 Torana rehefa avy nandona taksibrosy ilay mpitondra moto

Nifandona tamina taksiborosy andeha hiditra ao amin’ny toeram-piantsonana fiarakodia mpitatitra olona ao an-tanànan’Ambatolampy ny moto scooter iray nanapaka tampoka ny lalan’ilay fiara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Actualités.Lehilahy 70 taona Tratra teo am-panolanana zazavavy kely

Lehilahy lehibe 70 taona no tratra ambodiomby teo am-panolanana zazavavy kely vao 13 taona monja tao amin’ny trano iray tao an-tanànan’Ansahalava, fokontanin’Ambohimanina, kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka ny 3 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Tany etsy Andohatapenaka Omena ny TOTAL

Tsy misy ny takona izay tsy hiseho.Vaky ambatolampy ny resaka momba ny tany etsy Andohatapenaka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Diplomaty Malagasy Niampy 13 ireo matihanina

Nivoaka omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny etsy Anosy ny andiany “Ilaina”, diplomaty vaovao miisa 13 mianadahy navoakan’ny sekoly ambony ENAM.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Fiara be miasa eny Andohatapenaka Tsy nandalo “douanes” ny ankamaroany

Araka ny vaovao marim-pototra azo dia mahatratra 300 ireo fiara lehibe mpitatitra tany sy tara miasa vao nohafarana ka efa miasa amin’ny lalam-baovao hamboarina eto an-drenivohitra ary

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Actualités.Mpianatra eny Ankatso I Raikitra indray ny grevy

Tsy ilaozan’olana ny tontolon’ny anjerimanontolom-panjakana eto amintsika. Nitokona indray mantsy ny mpianatra monina eny Ankatso I omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT