• Alarobia 14 Septambra 2016
Actualités.Ady amin’ny fahantrana sy ny herisetra Mila mandray andraikitra ny vehivavy

Omaly vao nankalazaina teto amintsika ny androm-pirenena ho an’ny vehivavy Afrikanina, nokarakarain’ny masoivohon’i Afrika Atsimo miasa sy monina eto amintsika, Ramatoa Maud Vuyelwa Dlomo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Mpitatritra zotra nasionaly Tsy mazoto hifindra eny Andohatapenaka

Tsy mazoto ny hifindra eny Andohatapenaka ireo mpitatitra eo anivon’ireo kaoperativa mifamoivoy amin’ny RN1, 4, 5, 6 mihazo an’i Mahajanga sy ny manodidina iny raha nanaovana fanadihadiana tetsy Ambodivona omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Polisim-pirenena malagasy Vehivavy ny 11%

Amin’ireo rafitra 3 ny fitandroana ny filaminana eto amintsika, hoy ny tompona’ndraikitry ny fifandraisana eo anivon’ny polisim-pirenena, dia ny polisim-pirenena malagasy ihany no nisy vehivavy hatrany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Asa fampihorohoroana Be ny Malagasy mamotsy vola

Iray volana lasa izay dia nisy ny fanomezana natolotry ny avy eo anivon’ny COMESA na ny tsena iombonan’ny faritr’i Afrika atsinanana sy atsimo ho an’ny Samifin na Sampandraharaha Malagasy Iadiana amin'ny Famotsiam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Minisitra nandona zaza Tapaka ilay zaza, izy lasa nandeha

Nandona zaza tao Brickaville ny fiaran’ny minisitra iray ao anatin’ny governemanta ny alahady 11 septambra teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.SUCOMA Analaiva Potika 80%

Efa ho lava ! Nampanantena ny hanokafana tsy ho ela ny orinasa mpamokatra siramamy SUCOMA (Sucrerie de Complant de Madagascar) ao Analaiva

Hamaky ny tohiny
FTT