• Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Miasa ho an’ny tombontsoan’ny vahoaka

Mazava ny tarigetran’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia ny famerenana ny hasin’ny fiarahamonina manoloana ny gaboraraka sy ny fandikan-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Fikatsoan’ny fanendrena masoivoho Olana ara-bola sy tsy fananana olona ?

Misasaka ankehitriny ny fe-potoana nitondran’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Tsenan’ny asa Mbola olana goavana eto Madagasikara

Olana iray lehibe manahirana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ny tsy fananana asa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Mpitsabo mpanala zaza Mety hahatratra 10 tapitrisa Ar ny sazy

Efa mahazo vahana eto amintsika ny resaka fanalan-jaza amin’izao fotoana izao ka laharana voalohany ny tanora. Tsy mbola tapa-kevitra ny hiroso amin’ny fanambadiana sy tsy te hofatopatorana kanefa tia andrana ny ankamaroany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Labiera THB 65 CL Nahazo medaly volamena fanim-polony

Nahazo medaly volamena indray ny zava-pisotro labiera THB pilsener ao anaty tavoahangy 65 cl taorian’ilay fifaninanana « monde selection » nandraisan’izy ireo anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Fifanolanana banky BMM sy Atoa Lercia Manjavozavo ny hevitry ny fitsarana tampony

Tsy manaiky intsony ny hitsarana fanindroany ny raharaha hifanolanany amin’ny banky BMM (Banque Mascareignes Madagascar) Atoa Lercia mpandraharaha ara-toekarena avy any Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT