• Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Mpiasan’ny kaominina Tratra ireo 14 nampiasa diplaoma hosoka

Mpiasa niisa 16 no voaroaka na tsy nohavaozina ny fifanarahana arak'asa teo aminy sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra, araka ny notapahina tao anivon'ny CODIS (Conseil de discipline) ny zoma 2 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Fitsaboana Sinoa sy ny fitsaboana tsotra Afaka miaraka tsara

Tsy mitsahatra ny fikarohana ataon’ireo manampahaizana eto amintsika entina hanatsarana sy handraisana an-tanana ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Sekoly ambony CNTEMAD Matotra ny fikarakarana ny mpianatra

Misy rindran-damina manokana ny fikarakarana ireo mpianatra ao amin’ny sekoly ambony CNTEMAD, hoy ny tale jeneraliny Andrianambinina Frida Djohary tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Diplaoma hosoka Sefo departemanta iray nidoboka am-ponja

Nidoboka am-ponja ny lehiben’ny departemanta iray tao amin’ny Lisea teknika Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Antenimierandoholona Misedra olana ara-bola

Tamin’ny fivorian’ny birao maharitra dia efa nanapaka ny mikasika raharaha Lilyson ny fitsarana, hoy ny filohan’ny antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2016
Actualités.Fandraisana ny Frankofonia Miady an-trano ny mpitondra

Efa manomboka mazava ny resaka mikasika ny fanomanana ny fandraisantsika ny Frankofonia. Raha miezaka manafina ny zava-misy hatrany ny mpitondra amin’ny fanomanana rehetra izay tsy misy tomombana dia efa manomboka vaky barara ny resaka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT