• Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Fanisam-bahoaka andrana Natomboka omaly teny Ampandrana

Efa tamin’ny taona 1993 no nisy fanisam-bahoaka farany teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Fanagadrana ny filohan’ny HAFARI Resaka valifaty sy fankahalana ?

Hotanterahina ny talata 20 septambra ho avy izao ny fitsarana ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina, taorian’ny iray volana nampidirana am-ponja vonjimaika azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Boriborintany faha-2 Miofana momba ny fahaiza-mitantana

Ampiharina fa tsy tanisaina na atao litania fotsiny ny fahaiza-mitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.“Kits scolaires” avy amin’ny fanjakana Ratsy kalitao ny kahie

Zara raha misy ireo fitaovam-pianarana nozarain’ny fitondram-panjakana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny ambaratonga fototra manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Solika ao Tsimiroro Hamaha ny olan’ny Jirama

Azo avadika tsara ho solika fampiasa amin’ny famokarana herinaratra eto Madagasikara ny « huile lourde » trandrahana ao Tsimiroro, raha ny fanazavan’i John Claussen, filoha tale jeneralin’ny Madagascar Oil, ary azo avadika ho solika fampiasa amina milina hafa anaty ozinina ihany koa izy io

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Septambra 2016
Actualités.Drafi-pampandrosoana an’Ambohimanarina Harafitra ho boky dia hatolotra ny mpamatsy vola

Miroso hatrany amin’ny famolavolana ilay drafitra fampandrosoana an’Ambohimanarina amin’izao fotoana izao ny sefom-pokontany 31 ao anatin’ny Boriborintany fahenina otronin’ny solontenan’ny zokiolona sy ny vehivavy ary ny mpamboly miaraka amin-dRaherisoa Vololona,

Hamaky ny tohiny
FTT