• Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Tobim-piantsonana Fasan’ny karana Miainga any ny fanambazana volabe

Na tsy misy tokotaniny aza ny fanamboarana toeram-piantsonan’ny fiara eny Andohatapenaka izay anaovan’ny fanjakana resaka matavy amin’ny hanatsarana ny tontolon’ny fitaterana dia tsy liana amin’izany ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Komandy ambonin’ny Zandarimariam-pirenena Ao aminy ny dahalo no manao ny hataony

Fihantsiana tsy misy toy ity. Manjaka ny asan-dahalo any amin’ny kaominina Ambalamanakana, Distrika Ambositra, Faritra Amoron’i Mania izay kaominina fiavian’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Lavanila miaka-bidy Mamofompofona famotsiam-bola

Tsara ny tsenan’ny lavanila tamin’ity taom-pamokarana 2016 ity. Na ny lavanila maitso io na ny masaka samy tsara vidy avokoa tany Analanjirofo hatrany SAVA, mandalo any Sofia. Tafakatra roa hetsy Ariary ny kilaon’ny lavanila maitso tany Analanjirofo, ary maherin’ny enina hetsy Ariary ny masaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.FAMPIANARANA

Diso fanantenana ireo mpampianatra FRAM avy any amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Betioky Atsimo sy Ampanihy Andrefana miatrika fiofanana ao amin’ny Ecole Normale Niveau II

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Saran-dalan’ny Taksibe Mety hiakatra 500 Ar ihany

Mety hiakatra 500 Ar ihany ny saran-dalan’ireo taksibe miasa eto an-drenivohitra raha ny loharanom-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.BNI Madagascar Hanampy ny mpiasam-panjakana

Hanampy ireo mpiasam-panjakana manerana ny Nosy ny banky BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny
FTT