• Alarobia 21 Septambra 2016
Actualités.Lisea Belazao-Antsirabe II 10.000 Ar isam-bolana no karaman’ny mpampianatra

Tsy mampino nefa izay no zava-misy ! Sekoly naorin’ny fikambanana “Mada-Breizh” ny Lisea Belazao-Antsirabe II ary efa natolotra ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2016
Actualités.Andro iadiana amin’ny « Alzheimer » Hisy fizaham-pahasalamana anio

Anio alarobia 21 septambra no fotoana voafaritra ho andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny aretin’ny fitadidiana na “Alzheimer”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2016
Actualités.Fikirakirana solosaina misy aterineto Nanampy ireo mponina ao Ihosy ny Airtel

Anisan’ny faritra mbola tara amin’ny fikirakirana ny solosaina, indrindra fa amin’ny fandraisana an-tanana sy fikirakirana ny atontan-taratasy ilain’ny mponina ny distrikan’Ihosy any Ihorombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2016
Actualités.« Salon des études Sup » Hanomboka rahampitso

Raikitra indray ny “Salon des études superieures” andiany faha-13 karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Kolonely malagasy Lasa mersenera fotsiny

Tsy mbola afaka ao an-tsain’ny maro ilay fihetsika amboletra nataon’ny kolonely Joseph Ramiaramanana nitondra milisy mitam-piadiana haka ireo fiara nogiazan’ny kaominina tetsy Anosipatrana ny herinandro lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2016
Actualités.Jean Nirina Rafanomezantsoa Nahazo MD vaovao indray

Voalaza fa miandry ny fitsarana ny raharaha nitanana azy vonjimaika teny am-ponja nanomboka ny volana aogositra teo ny filohan’ny fiarahamonim-pirenena Hafari, Jean Nirina Rafanomezantsoa, anio talata 20 septambra ity.

Hamaky ny tohiny
FTT