• Alakamisy 29 Septambra 2016
Actualités.Nampifilafilaina vola Nitsoaka ireo FRAM niofana tao Belemboka

Mihena an-toerana toa fen’antitra ny isan’ireo mpampianatra FRAM miofana ao amin’ny Ecole Normale Niveau II teo aloha ao Belemboka Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2016
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahazoam-baovao Nisitri-belona ny fanjakana

Henatra ho an’ny mpitondra Malagasy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena mikasika ny zo hahazo vaovao izay ankalazaina isaky 28 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra Nanampy ireo traboina eny Ankasina

Tonga nitsapa alehelo sy nitondra fanampiana teny Ankasina mba ho mariky ny fiaraha-miory amin’ireo fianakaviana niharam-boina vokatry ny haintrano niseho ny 25 septambra alina teny an-toerana ny avy eo amin’ny Kaominina Antananarivo omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2016
Actualités.Hetsiky ny mpanao gazety Izao vao tena ho mafy

Tsy niandry ela ny mpanao gazety mivondrona ao anatin’ny Hetsika ho fanalalahana maneho hevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2016
Actualités.Raharaha Soamahamanina « Milaza lainga ny Dircab »

Na dia maro aza ny milaza fa hitondra tombontsoa ho an’ny Malagasy ireo mpamatsy vola tonga eto dia tsy maintsy jerena amin’ny antsipirihany ny tombontsoany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2016
Actualités.Fisorohana ny fiakaran'ny rano Hodiovina ny farihin'i Behoririka

Hiroso amin’ny fanadiovana ny farihin'i Behoririka ny tanànan’Antananarivo hisorohana ny fiakaran'ny rano, mialoha ny fotoam-pahavaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT