• Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Fikambanana Borah sy ny CUA Matotra ny fiaraha-miasa

Tonga nanolotra boky diksionera anglisy miisa 200 ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fikambanana Borah, manao asa sosialy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.EPP Ankadivato Ankizy 200 no nizarana fitaovam-pianarana

Toy ny fanaony isan-taona, indrindra amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana izao dia tsy nanadino ny nanolotra kits scolaires ahitana fitaovam-pianarana maro samihafa sy kitapo ho an’ireo mpianatra miisa 200 eo anivon’ny sekoly EPP

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Fampianarana Maro ny sekoly gaboraraka

Betsaka ireo sekoly gaboraraka eto amintsika ka tsy maintsy sivanina, hoy ny Conforth na ny fikambanan’ireo fianarana sy olona mampianatra momba ny fizahantany mba tsy hamitahana ny mpianatra sy ireo ray aman-dreniny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Tetikasa board Hilalao antontanisa

Ny alatsinainy izao no hanomboka hiseho masoandro any anaty tambajotran-tsosialy isan-karazany any ny zotra fampitana tranga amin’ny aterineto sy fitaovan-tserasera isan-karazany antsoina hoe “board”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2016
Actualités.Fandaniam-bola tany Toamasina Fanompana ny zana-bahoaka

Feno olom-panjakana ireo hotely sokajy kintana telo no ho miakatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Septambra 2016
Actualités.Pety Rakotoniana Manaitra ny zandarimariam-pirenena

Manararaotra ny fikaonandohan’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandarimariam-pirenena izay mihaona eto Antananarivo nanomboka ny 26-30 septambra ka nanao fanairana azy ireo Atoa Pety Rakotoniaina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT