• Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Saran-dalana 500 Ariary Hiteraka gidragidra

Nanizingizina omaly zoma ry zareo avy ao amin’ny UCTU na ny fivondronan’ireo koperativa mpitatitra eto an-drenivohitra fa hiakatra 500 ariary ny saran-dalan’ny taksibe manomboka ny talata 4 oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Zandarimariam-pirenena Hiady mafy amin’ny kolikoly

Manamboninahitra 37 sy manamboninahitra lefitra 129 tao amin’ny zandarimariam-pirenena no ahiana tamina raharaha maloto tamin’ity taona 2016, araka ny fanambaran’ny Jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Toe-draharaha eto amin’ny firenena Mihazakazaka mankany amin’ny fifandonana

N’iza n’iza olo-miaina eto amin’ity firenena malagasy ity manoloana izao zava-misy iainan’ny vahoaka dia tsy afaka ny hangina fotsiny tsy hiloa-bava, hoy ry zareo mpikambana ao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.BAR tara fikatonana Nifanalabaraka ilay depiote sy ny polisy

Taraiky andro alina tamina toeram-pisakafoanana sy fisotrosotroana iray ao Nosy Kely-Morondava ny Solombavambahoakan’i Belo Tsiribihina

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Soamahamanina “Haripaka ve ny Gasy e ?”, hoy ny Depiote Rodin

Mbola mitana ny sain’ny maro ny resaka Soamahamanina, indrindra taorian’ny fifandonan’ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka mpanao fihetsiketsehana ny alakamisy 29 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Oktobra 2016
Actualités.Sakana amin’ny fanehoan-kevitra Melohin’ny SECES

Niala tamin’ny fahanginany ny Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy Mpikaroka-Mpampianatra (SECES) manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny tany sy ny firenena tato ho ato

Hamaky ny tohiny
FTT