• Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Me Olala Nieren-doza tamin’ny fiaramanidina

Niala ny “piste” ary saika namantana tany anaty ala ny fiaraminidina kely iray raha niantsona teo amin’ny seranam-piaramanidina Antsirabato Antalaha, omaly alatsinainy 03 okotobra 2016,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Sendikan’ny mpampianatra Tsy hampianatra raha tsy mivaly ny fitakiany

Tsy hisy hampianatra ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ireo sendika 13 isa eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena mandra-pivalin’ny fangatahana nataon’izy ireo tamin’ny fitondram-panjakana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Fitsaboana maoderna Sinoa sy ny fitsaboana tsotra Azo ampiarahana tsara

Tsy mitsahatra ny fikarohana ataon’ireo manampahaizana eto amintsika entina hanatsarana sy handraisana an-tanana ny fahasalamam-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Actualités.Pr Rajaona Andriamananjara Ho raiketin’ny tantara ny asa vitany

Very olo-manga ny firenena taorian’ny nahalasan’ny Pr Rajaona Andriamananjara, Filohan’ny Akademia Malagasy ny 30 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Actualités.Fampandrosoana an’Antananarivo Hamerina ny traikefany I Dadavalo

Fantatra nanomboka ny sabotsy lasa teo fa voatendry ho mpanolontsaina manokana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Actualités.Raharaha Soamahamanina Ivon’ny olan’ny harena an-kibon’ny tany

Roa volana mahery kely izay no lasa. Nanomboka nihetsiketsika ireo mponina tao Soamahamanina nohon’ny fahatairana fa misy orinasa sinoa mitrandraka ny harena an-kibo sy ambonin’ny tany ao amin’ny faritr’Itasy

Hamaky ny tohiny
FTT