• Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Fandrarahana avy ao amin’ny Fanalamanga Misy fitanilana ny fahazoana mamoaka ny hazo

Velon-taraina mafy ankehitriny ireo mpandraharaha maro mamoaka hazo kesika avy ao amin’ny faritry ny orinasa Fanalamanga ao Moramanga fa teny misy fitanilana ny fahazoana mamoaka ny vokatra avy ao amin’ity faritra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Masoivohon’ny CNaPS - Tolagnaro Foto-drafitrasa moderna sy manara-penitra

Delegasiona mafonja avy amin'ny fitondram-panjakana notarihin'ny Praiministra Lehiben'ny Governemanta,MAHAFALY Solonandrasana Olivier no tonga taty Tolagnaro omaly nanome voninahitra ny lanonam-pitokanana ny fotodrafit’asa moderna an’i CNaPS eto amin'ny fokontanin'Ampasikabo, Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Mitsirika kraoma sy volamena Maka tany any Fandriana indray ny Sinoa

Miakatra ny feom-bahoaka any amin’ny Kaominina Tsarazaza, Distrikan’i Fandriana taorian’ny namariparitan’ny orinasa sinoa Madagascar Mining Resources Limited SARL ny tany amin’ny Fokontany valo ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Ambohiborimanga Mandry tsy lavo loha amin’ny asan-jiolahy

Manjaka ny tsy fandriampahalemana any Ambohiborimanga, izay Kaominina vaovao any amin’ny Distrika Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Ady amin’ny kolikoly any an-tsekoly Handray anjara mavitrika ny IEF Aceem

Mihamahazo vahana hatrany ny kolikoly eto amintsika. Tsy misy izay toerana tsy ahitana izany intsony ankehitriny ka tsy maintsy hitadiavana paikady manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Raharaha SYGMMA Hiakatra fitsarana indray amin’ny 21 oktobra

Ny 21 Oktobra ho avy izao indray no hiverina hanao fanadihadiana lalina mikasika ilay resaka fanodinkodinam-bola tsy mazava eo anivon’ny Sygmma na ny “Syndicat géneéral Maritime de Madagascar” ny Fitsarana etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT