- Alatsinainy 10 Oktobra 2016
Actualités.“Trano Avo” - Bazary Kely Toamasina I Namidin’ny Ben’ny tanàna amin’ny Karana ?
Nanaitra ny mpandalo ny fahitana sorabaventy mirenty manoloana ny “Trano Avo” ao Bazary Kely-Toamasina
Hamaky ny tohinyNanaitra ny mpandalo ny fahitana sorabaventy mirenty manoloana ny “Trano Avo” ao Bazary Kely-Toamasina
Hamaky ny tohinyLaharana faha-33 amin’ireo firenena 54 eto Afrika ny fitantanana sy ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara. Nitotongana be moa ireo sehatra roa goavana ireo, hoy ny tondro Mo Ibrahim taona 2015 nivoaka ny 3 oktobra 2016 teo.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka ny andiany faharoa tamin’ilay “Top Recruiting Companies” indray ny cabinet FTHM mpanao fanadihadiana mikasika ireo orinasa Malagasy eto amintsika tamin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyFitaovana maro no may lasa lavenona vokatry ny tsy fitandremana. May ny hopitaly CSB2 ao amin'ny kaominina ambanivolon'Analapatsy, distrikan'I Tolagnaro.
Hamaky ny tohinyAmbina solitany avy nandrehetana afo no nosotroin’ilay zaza vao herintaona sy tapany, angamba voasariky ny lokony somary menamena.
Hamaky ny tohinyNanamarika ity herinandro hivalona ity ny andrana teknikan’ireo haino aman-jery izay efa tokony hisokatra saingy tsy avelan’ny fanjakana noho ny antony maro samihafa toy ny resaka firehan-kevitra politika
Hamaky ny tohiny