• Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Zotram-pifidianana Mila vahoaka tompon’andraikitra

Nampiantrano atrik’asa fakan-kevitra nandritra ny roa andro, 11 sy 12 oktobra 2016, ny tanànan’i Mahajanga, handrafetana paik’adim-pirenena ho an’ny asa fanentanana sy fanabeazana ara-pifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Menaka fanendy ampiasaina maharitra Mety hiteraka fanapoizinana ara-tsakafo

Ny mpivarotra hani-masaka, indrindra fa ireo manendy kitoza, sambos, nem, trondro, karatoa, manao composé amin’ny ankapobeny no tena mampiasa menaka fanendy betsaka indrindra eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Sampana mpamonjy voina Fandrebirebena avokoa ny 95%-n’ireo antso voarainy

Mbola toetra tsy afaka amin’ny olona sasany ny mananihany eny fa na dia amin’ny toerana tsy tokony hanaovana izany aza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Groupe TIKO Ho avy masiaka

Ao anatin’ny fanomezana aina vao ny raharaham-barotra tantanan’ny orinasa TIKO, dia nihaona tamin’ny profesora James Robinson ny omaly maraina teny Faravohitra Atoa isany Josoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Fisokafan’ny MBS Matahotra mafy ny fanjakana

Milaza ny handray fepetra manoloana ny andrana teknika ataon’ny onjam-peo MBS nanomboka ny herinandro lasa teo ny Minisiteran’ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Sendikan’ny mpampianatra Nampitsahatra sahady ny fitokonana

Nanapa-kevitra ny hiverina hampianatra manomboka anio alakamisy 13 oktobra 2016 ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ireo sendika 13 eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT