• Sabotsy 22 Oktobra 2016
Actualités.Raharaha Soamahamanina Diniho haingana, hoy ny CNIDH

Manoloana ny zava-misy iainan’ireo mponina ao Soamahamanina, mahakasika indrindra ny fitazonana am-ponja ireo mpitari-tolona roa lahy tany an-toerana dia namoaka fanambarana io omaly io ny avy eo anivon’ilay vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny zon’olombelona (CNIDH) fa ilaina hafainganina ny fandinihana ity raharaha ity

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Actualités.Antandrokomby-Anosizato Andrefana Niditra an-tsekoly ny omby

Niditra an-tsekoly ny omby omaly maraina teny Anosizato Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Actualités.Voka-dratsin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Tena voa mafy i Madagasikara

Na dia tafiditra ao anatin’ireo firenena mpanapariaka etona manempotra faran’ny kely indrindra aza i Madagasikara dia laharana faha-3 kosa amin’ireo firenena mora iharan’ny fivadibadihan’ny toetr’andro, izany hoe anisan’ireo firenena tena voa mafy tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Actualités.Kaominina Ambohimanambola Ankizy 100 notohanan’ny Jovenna

Fitaovam-pianarana toy ny kahie 10, penina 4, pensilihazo, solaitra isaky ny ankizy izay nitentina 8 500 000 ariary any ho any no natolotry ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2016
Actualités.Boaderozy any Singapour Nibaboka ny fanjakana

Nifoha indray ny raharaha bolabolana andramena 30 000 isa tratra tany Singapour ny volana febroary 2014.

Hamaky ny tohiny
FTT