• Talata 25 Oktobra 2016
Actualités.CNTEMAD Nanokatra tendro ao Manjakandriana

Ny 464 isa amin’ireo mponina manodidina 100.000 ihany eto amintsika no afaka manohy fianarana ambaratonga ambony izay manome salan’isa 0,4 %.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Actualités.Variana mitrandraka safira ny olona Miakatra an-tanàna ny dahalo any Didy

Herinandro teo ho eo izay no vaky tanteraka indray ny kariera fitrandrahana safira any amin’ny toerana antsoina hoe Bemainty, fokontany Antsevabe any amin’ny Kaominina Didy Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Actualités.Firenena Mikambana Mankalaza ny faha-71 taona nijoroany

24 oktobra ! Toy ny isan-taona dia hankalazaina anio ny andron’ny Firenena Mikambana, hanamarihana ny tsingerin-taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Actualités.Delestazy lavareny Efa tena fanompana ny mpanjifa

Raha misy angamba ny orinasa mahazo teny henjana sy voaompa be indrindra eto Madagasikara dia ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Actualités.Raharaha Ampasimbe Manantsatrana Hampitony sa handrehatra afo ny Fitsarana ?

Hafanafana ao Toamasina anio alatsinainy 24 oktobra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Actualités.Zazalahikely nohosen’ny taksibe Niparitaka ny atidohany

Nandriaka ny ra teny Anjanahary omaly alahady tolakandro. Taksibe roa nifanenjika no nitera-doza teo amin’ny lala-miakatra,

Hamaky ny tohiny
FTT