• Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.TAPATAPANY Angovo

Solika mavesatra na «Fuel Lourd » hatrany amin'ny 160 000 barila vokarina any Tsimiroro no efa mitobaka eto amin'ny tsena anatiny amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Hery Rajaonarimampianina Manao pi-maso amin’ny Kaominina Ivato sy Talatamaty

Antomotra ny Frankôfônia. Manahy ny fahadiovan’ny tanàna holalovan’ireo vahiny handray anjara amin’io fihaonambe andiany faha-16 hatao ny 22 ka hatramin’ny 27 novambra 2016 io ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Tahan’ny famoronana orinasa 0,05 isaky ny mponina 1.000 ny eto Madagasikara

Mbola lavitra ny lalana ho an’i Madagasikara raha amin’ny famoronana orinasa. Raha ny tatitry ny Banky Iraisam-pirenena dia 0,05 isaky ny Malagasy 1.000 ny tahan’ny famoronana orinasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Kutle Khan Project sy Benja Gasy Samy hampiseho ny fahaizany milalao mozika

Samy hampiseho ny fahaizany milalao ny mozika ny tarika Kutle Kahn Project avy any Rajasthan sy ny tarika Benja rahampitso hariva manomboka amin’ny fito ora etsy amin’ny IFM Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Croix rouge Malagasy Hitety sekoly hampianatra vonjy voina

Hitety sekoly hampianatra sy hanao fanentanana ny fikambanana Croix rouge Malagasy manomboka izao ho fampianarana ny ankizy mpianatra momba ny vonjy voina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Varotra fanafody tsy ara-dalàna Hofongorina amin’ny fomba mihaja

Tena mampiaiky ny maro tokoa ny firongatry ny varotra fanafody tsy ara-dalàna eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT