• Zoma 28 Oktobra 2016
Actualités.Cisco Antananarivo Renivohitra Talen-tsekoly enina indray nesorina

Tale miisa enina amin’ny EPP sy CEG ary Lisea ato amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra no nesorina tampoka tamin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Actualités.Riribe “Tsy matahotra ny hosamborina aho”

Tsy matahotra ny hosamborina aho, hoy i Henri Rakotomalala na Riribe, raha mbola fitiavan-tanindrazana no hijoroako.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2016
Actualités.TAPATAPANY VAVATENINA

Nisokatra ofisialy omaly ny “Festival Jerijery”. Andiany faha-15 ny amin’ity. Karnavaly namakivaky ny tanàna no nisantarana ny hetsika ny alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Magro Ankorondrano Hamidin’ny fanjakana amin’ny Aziatika ?

Re izao, araka ny loharanom-baovao iray azo antoka, fa misy indray ny fikasan’ny mpitantana ny antenimieran’ny varotra sy ny Indostria eto Antananarivo (CCIA) hivarotra ny tany misy ny Magro eny Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.“Kidnapping”-Fanafihana mitam-basy Ao an-dapa ny jiolahy

Mivoatra ny vaovao manodidina ilay tranga fanafihana mitam-piadidiana sy fakana an-keriny nitranga teny Ankazotokana-Ambanidia, ny zoma 21 oktobra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Kortezin’ny Filoham-pirenena Malaza ratsy ho mandratra sy mahafaty olona

Mampitaraina vahoaka ny afitsoky ny kortezy mpitondra ny filoham-pirenena izay efa tena mahafaty olona mihitsy indraindray. Heno tamina onjam-peo iray teto Antananarivo, ohatra, ny fisian’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalan’i By Pass ny talata 24 oktobra lasa teo ka voalaza fa ny kortezin’ny filoham-pirenena no namoa-doza teny an-toerana saingy toa nafenina ny zava-nisy ka tsy nisy akony intsony.

Hamaky ny tohiny
FTT