- Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.Faritra atsimo
Malagasy 900.000 eo no mila vonjy ara-tsakafo maika Miharatsy ny toe-draharaha any amin’ny faritra atsimo.
Hamaky ny tohinyMalagasy 900.000 eo no mila vonjy ara-tsakafo maika Miharatsy ny toe-draharaha any amin’ny faritra atsimo.
Hamaky ny tohinyMbola ezaka ny fampanaraham-penitra ny fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyMiezaka mitety ireo boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra isam-bolana ny fikambanana Efajoro tarihin’ny filohany Razafimandimby Rija Ethel hanampiana manokana ireo ankizy zanaky ny sahirana ara-pivelomana.
Hamaky ny tohinyMpamaky trano fito lahy no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Commissariat central Tanjombato ny alin’ny alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora, teny Ambaniatsimo Tanjombato ihany.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nampianarany informatika maimaimpoana ireo olona jamba teto an-drenivohittra nanomboka ny taona 2007 dia hiroso amin’ny fanohanana sy fanampiana ireo olona manana fahasembanana rehetra indray ny Ong C for C manomboka izao.
Hamaky ny tohinyMbola betsaka ireo tanora tsy dia liana loatra amin’ny fakana sary eto amintsika, indrindra fa ny sary pika.
Hamaky ny tohiny