- Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Filohan’ny TAMAMI Hifaninana ho lehiben’ny mpanohitra
Anisan’ny raharaha mitana ny sain’ny maro eto amin’ny firenena indray tato ho ato ny fanomezana toerana ny mpanohitra eo anivon’ireo andrim-panjakana roa mijoro, indrindra taorian’ny nanambaran’ny filohan’ny antoko Malagasy Miara Miainga ny maha mpanohitra azy ireo.
Hamaky ny tohiny