• Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES

Mananontanona indray ny fitokonan’ny SECES (sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Ady tany ao Ambohimanarivo-Antsirabe Miha mafy ny fitakian’ireo mponina

Mihamafy ny fitakian’ny mponina ao amin’ny fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Fiakaran’ny vidin-tsolika Mety hiafara amin’ny fiakaran’ny saran-dalana ihany

Mety hiafara amin’ny fiakaran’ny saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaran’ny vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohan’ny vondron’ireo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenain’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Sendikan’ny Taxi Mety haverina ny fifidianana izay ho filohany

Mety haverina ny fifidianana izay ho filohan’ny sendika hivondronan’ny fikambanan’ireo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Ozinina Miaramila ao Moramanga Hiverina hiasa indray

Nijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faran’ny herinandro teo ny delegasiona avy amin’ny foloalindahy notarihan’ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier Béni Rasolofonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Mpikarakara ny fivorian’ny Comesa Sahy nandainga tsotra izao

Hatramin’izao dia mbola mifandrirarira hatrany ny avy eo anivon’ny sampandraharaha nisahana ny fifandraisana na ny DRM tamin’ny fihaonamben’ny Comesa izay natao teto amintsika farany teo sy ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny izay tompon’andraikitra voalohany amin’ny fikarakarana fihaonambe iraisam-pirenena tahaka itony.

Hamaky ny tohiny
FTT